# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Mosesy manohy mampatsiahy ny olona ny amin'izay nataon'ny taranak'ireo Israelita teo aloha. # hoy aho taminao "hoy aho tamin'ireo razambenao" # teo imasonao Eto ny sarin-teny hoe "teo imasonao" dia maneho izay hitan'izy ireo. DH: "izay hitan'ny tenanao" # izay nahitanao ... nikarakaran'i Yaveh Andriamanitrao anao ... nalehanao ... mandram-pahatonganao Mosesy miresaka amin'ireo Israelita toy ny hoe olona iray ihany izy ireo, noho izay dia atao "ianao" avokoa fa tsy "ianareo" # nikarakaran'i Yaveh Andriamanitrao anao, toy ny ikarakaran'ny lehilahy iray ny zanany lahy Eto ny fikarakaran'i Yaveh ny olony dia ampitahaina amin'ny an'ny ray. DH: "Yaveh Andriamanitrao dia nikarakara anao, toy ny ray mikarakara ny zanany lahy" # mandra-pahatonganao teto amin'ity toerana ity "mandra-pahatonganao teto amin'ity tany izay nampanantenain'Andriamanitra homena anao ity"