plt_tn/dan/09/12.md

32 lines
917 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Mitohy mivavaka amin'ny Tompo momba ny vahoaka Israely i Daniela.
# Fa teo amin'ny ambany lanitra manontolo... zava-bita natao tamin'i Jerosalema
Manao fanitarana i Daniela mba manehoana ny alahelony lehibe momba an'i Jerosalema. tanàna maro no rava tanteraka.
# tsy nisy zava-bita
"tsy nisy na inona na inona vita"
# amin'ny natao tamin'i Jerosalema
DH: "izay nataonao tamin'i Jerosalema"
# Araka ny voasoratra ao amin'ny lalàn'i Mosesy
DH: "Araka ny nosoratan'i Mosesy tao amin'ny lalàna"
# fialàna tamin'ireo helokay
Eto ny fanajanonana ny fihetsika ratsy dia lazaina ho toy ny miala amin'izy ireny. DH: "fanatsaharana ireo asa ratsintsika"
# notehirizin'i Yaveh ho vonona ny loza
"Nanomana ireo loza ireo Yaveh"
# tsy nankatò ny feony ihany izahay
Eto ny hoe "feo" dia ilazana ireo zavatra izay nandidian'i Yaveh. DH: "tsy nataonay izay nasainy nataonay"