# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Mitohy mivavaka amin'ny Tompo momba ny vahoaka Israely i Daniela. # Fa teo amin'ny ambany lanitra manontolo... zava-bita natao tamin'i Jerosalema Manao fanitarana i Daniela mba manehoana ny alahelony lehibe momba an'i Jerosalema. tanàna maro no rava tanteraka. # tsy nisy zava-bita "tsy nisy na inona na inona vita" # amin'ny natao tamin'i Jerosalema DH: "izay nataonao tamin'i Jerosalema" # Araka ny voasoratra ao amin'ny lalàn'i Mosesy DH: "Araka ny nosoratan'i Mosesy tao amin'ny lalàna" # fialàna tamin'ireo helokay Eto ny fanajanonana ny fihetsika ratsy dia lazaina ho toy ny miala amin'izy ireny. DH: "fanatsaharana ireo asa ratsintsika" # notehirizin'i Yaveh ho vonona ny loza "Nanomana ireo loza ireo Yaveh" # tsy nankatò ny feony ihany izahay Eto ny hoe "feo" dia ilazana ireo zavatra izay nandidian'i Yaveh. DH: "tsy nataonay izay nasainy nataonay"