plt_tn/col/01/07.md

20 lines
957 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# malalantsika, izay mpanompo mahatokin'i Kristy amin'ny anarantsika.
Tsy tafiditra ao anatin'ny teny hoe: "-tsika" ireo Kolosiana.
# ny filazantsara izay araka ny nianaranareo tamin'ny Epafra, ilay mpiara-manompo malalantsika, izay
"ny filazantsara. Ity dia izay efa nianaranareo tao amin'i Epafra mihitsy, ilay mpiara-manompo malalantsika ary izay" na "ny filazantsara. Ity dia izay efa nampianarin'i Epafra, ilay mpiara-manompo malalantsika, anareo. Izy dia"
# Epafra, ilay mpiara-manompo malalantsika, izay mpanompo mahatokin'i Kristy amin'ny anarantsika
Eto ny hoe: "ny anarantsika" dia midika fa Epafra nanao ny asa ho an'i Kristy izay tokony nataon'i Paoly raha tsy tany an-tranomaizina izy.
# Epafra
ilay lehilahy izay mitory ny filazantsara amin'ny olona ao Kolosia.
# ny fitiavanareo ny Fanahy
Paoly dia miresaka ny Fanahy Masina toy ny hoe toerana izay misy an'ireo mpino. DH: "ny fomba namelan'ny Fanahy Masina anareo hitia ireo mpino"