# malalantsika, izay mpanompo mahatokin'i Kristy amin'ny anarantsika. Tsy tafiditra ao anatin'ny teny hoe: "-tsika" ireo Kolosiana. # ny filazantsara izay araka ny nianaranareo tamin'ny Epafra, ilay mpiara-manompo malalantsika, izay "ny filazantsara. Ity dia izay efa nianaranareo tao amin'i Epafra mihitsy, ilay mpiara-manompo malalantsika ary izay" na "ny filazantsara. Ity dia izay efa nampianarin'i Epafra, ilay mpiara-manompo malalantsika, anareo. Izy dia" # Epafra, ilay mpiara-manompo malalantsika, izay mpanompo mahatokin'i Kristy amin'ny anarantsika Eto ny hoe: "ny anarantsika" dia midika fa Epafra nanao ny asa ho an'i Kristy izay tokony nataon'i Paoly raha tsy tany an-tranomaizina izy. # Epafra ilay lehilahy izay mitory ny filazantsara amin'ny olona ao Kolosia. # ny fitiavanareo ny Fanahy Paoly dia miresaka ny Fanahy Masina toy ny hoe toerana izay misy an'ireo mpino. DH: "ny fomba namelan'ny Fanahy Masina anareo hitia ireo mpino"