plt_tn/act/28/01.md

12 lines
512 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampifandraisana ny foto-kevitra
Taorian'nyfiletehan'ilay sambo dia nanampy an'i Paoly sy ny olon-drehetra tao amin'ny sambo ireo olona tao amin'ny nosy Malta. Nijanona tao mandritra ny 3 volana izy ireo.
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Ny teny hoe "isika" dia manondro an'i Paoly sy Lioka mpanoratra ny Asan'ny Apostoly, izay niara-dia tamin'i Paoly tamin'io dia io. "
# dia hainay
Fantan'i Paoly sy Lioka ny anaran'ilay nosy. DH: "nampahafatarin'ny vahoaka anay" na "fantatray tamin'ireo mponina"