# Fampifandraisana ny foto-kevitra Taorian'nyfiletehan'ilay sambo dia nanampy an'i Paoly sy ny olon-drehetra tao amin'ny sambo ireo olona tao amin'ny nosy Malta. Nijanona tao mandritra ny 3 volana izy ireo. # Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Ny teny hoe "isika" dia manondro an'i Paoly sy Lioka mpanoratra ny Asan'ny Apostoly, izay niara-dia tamin'i Paoly tamin'io dia io. " # dia hainay Fantan'i Paoly sy Lioka ny anaran'ilay nosy. DH: "nampahafatarin'ny vahoaka anay" na "fantatray tamin'ireo mponina"