plt_tn/act/27/33.md

4 lines
226 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# tsy hisy na iray aminareo izay ho very na dia ny singam-bolon-dohany aza
Fomba nentim-paharazana nilazana fa tsy hisy loza hanjo azy ireo. DH: "ny tsirairay avy aminareo dia ho tafavoaka velona amin'io loza voajanahary io"