# tsy hisy na iray aminareo izay ho very na dia ny singam-bolon-dohany aza Fomba nentim-paharazana nilazana fa tsy hisy loza hanjo azy ireo. DH: "ny tsirairay avy aminareo dia ho tafavoaka velona amin'io loza voajanahary io"