28 lines
909 B
Markdown
28 lines
909 B
Markdown
|
# Fampifandraisana ny foto-kevitra
|
||
|
|
||
|
Raha mbola gadra iny i Paoly dia nanomboka ny diany ho any Roma.
|
||
|
|
||
|
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
|
||
|
|
||
|
Ny teny hoe "isika" dia ahitana an'i Lioka mpanoratra ny Asan'ny Apostoly, sy i Paoly ary ireo hafa niaraka tamin'i Paoly.
|
||
|
|
||
|
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
|
||
|
|
||
|
Adramytena dia tanàn-dehibe iray any amin'ny morontsiraka andrefan'ny Torkia maoderina.
|
||
|
|
||
|
# Rehefa tapaka fa
|
||
|
|
||
|
DH: "rehefa nanapa-kevitra ny governora"
|
||
|
|
||
|
# hiantsambo ho any Italia
|
||
|
|
||
|
Italia no renivohitra i Roma.
|
||
|
|
||
|
# napetrak'izy ireo i Paoly sy ireo gadra hafa ho eo ambanin'ny fiahian'ny kapiteny iray antsoina hoe Jolio izay an'ny rezimantan'ny Amperora.
|
||
|
|
||
|
""ireo miaramila romanina dia nametraka kapiteny nantsoina hoe Jolio, avy amin'ny Governemanta Aogosta, niandraikitra an'i Paoly sy ireo voafonja hafa"
|
||
|
|
||
|
# Aristarko
|
||
|
|
||
|
Tonga avy any Makedonia i Aristarko, saingy niara-niasa tamin'i Paoly tany Efesosy.
|