# Fampifandraisana ny foto-kevitra Raha mbola gadra iny i Paoly dia nanomboka ny diany ho any Roma. # Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Ny teny hoe "isika" dia ahitana an'i Lioka mpanoratra ny Asan'ny Apostoly, sy i Paoly ary ireo hafa niaraka tamin'i Paoly. # Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Adramytena dia tanĂ n-dehibe iray any amin'ny morontsiraka andrefan'ny Torkia maoderina. # Rehefa tapaka fa DH: "rehefa nanapa-kevitra ny governora" # hiantsambo ho any Italia Italia no renivohitra i Roma. # napetrak'izy ireo i Paoly sy ireo gadra hafa ho eo ambanin'ny fiahian'ny kapiteny iray antsoina hoe Jolio izay an'ny rezimantan'ny Amperora. ""ireo miaramila romanina dia nametraka kapiteny nantsoina hoe Jolio, avy amin'ny Governemanta Aogosta, niandraikitra an'i Paoly sy ireo voafonja hafa" # Aristarko Tonga avy any Makedonia i Aristarko, saingy niara-niasa tamin'i Paoly tany Efesosy.