plt_tn/act/24/20.md

12 lines
377 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# ireo olona ireo ihany
Manondro an'ireo mpikambana ao amin'ny filan-kevitra izay tao amin'ny fitsarana an'i Paoly tao Jerosalema.
# hiteny izay hitan'izy ireo tsy mety aty amiko
"hiteny izay zavatra diso nataoko izay afaka porofoin'izy ireo"
# Izany dia mikasika ny fitsanganan'ny maty
DH: "Izany dia nohon'ny finoako fa Andriamanitra dia hampitsangana ny maty rehetra"