# ireo olona ireo ihany Manondro an'ireo mpikambana ao amin'ny filan-kevitra izay tao amin'ny fitsarana an'i Paoly tao Jerosalema. # hiteny izay hitan'izy ireo tsy mety aty amiko "hiteny izay zavatra diso nataoko izay afaka porofoin'izy ireo" # Izany dia mikasika ny fitsanganan'ny maty DH: "Izany dia nohon'ny finoako fa Andriamanitra dia hampitsangana ny maty rehetra"