plt_tn/act/22/25.md

8 lines
387 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Eto ny teny "izy ireo" dia manondro ireo miaramila.
# Ara-dalàna ho anareo ve ny manakaravasy lehilahy izay Romana sy tsy mbola notsaraina akory?
Nametraka io fanontaniana io i Paoly mba hahatonga ilay kapiteny hanamarina raha mitombona ny fikapoan'ireo miaramilany an'i Paoly. DH: "Tsy azo atao ny mamono lehilahy romanina nefa tsy voaheloka!"