# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Eto ny teny "izy ireo" dia manondro ireo miaramila. # Ara-dalàna ho anareo ve ny manakaravasy lehilahy izay Romana sy tsy mbola notsaraina akory? Nametraka io fanontaniana io i Paoly mba hahatonga ilay kapiteny hanamarina raha mitombona ny fikapoan'ireo miaramilany an'i Paoly. DH: "Tsy azo atao ny mamono lehilahy romanina nefa tsy voaheloka!"