28 lines
1.2 KiB
Markdown
28 lines
1.2 KiB
Markdown
|
# fa nandritry ny telo taona aho no tsy nijanona nampianatra ny tsirairay avy aminareo andro aman'alina tamin'ny ranomaso
|
||
|
|
||
|
Tsy nampianatra azy ireo nandritra ny telo taona i Paoly, fa anelanelanny telo taona teo.
|
||
|
|
||
|
# tsy nijanona nampianatra
|
||
|
|
||
|
"tsy nijanona nampitandrina"
|
||
|
|
||
|
# tamin'ny ranomaso
|
||
|
|
||
|
Eto ny "ranomaso" dia mampiseho ny fitomanian'i Paoly noho ny fihetseham-po mahery vaika izay tsapany fony izy nampitandrina ny vahoaka.
|
||
|
|
||
|
# ankiniko amin'Andriamanitra sy amin'ny tenin'ny fahasoavany ianareo
|
||
|
|
||
|
Eto ny "teny" dia midika hoe hafatra. DH: "Mangataka amin'Andriamanitra aho mba hikarakara anareo ary hanampy anareo hino hatrany ilay hafatra noteneniko taminareo momba ny fahasoavany"
|
||
|
|
||
|
# izay afaka manangana sy manome anareo
|
||
|
|
||
|
Ny finoan'ny olona iray matanjaka kokoa dia lazaina toy ny hoe rindrina ny olona iray ary misy olona nanorina azy ho ambony sy matanjaka kokoa. DH: "izay afaka sy hapatanjaka lalandava ny finoanareo"
|
||
|
|
||
|
# manome anareo ny lova
|
||
|
|
||
|
zany dia miresaka momba ny "tenin'ny fahasoavany" toy ny hoe Andriamanitra mihitsy no hanome ny lova ho an'ireo mpino. DH: "ary Andriamanitra hanome lova ho anareo"
|
||
|
|
||
|
# lova
|
||
|
|
||
|
Ny fitahiana omen'Andriamanitra ho an'ny mpino dia lazaina toy ny hoe vola na fananana izay holovain'ny zanany amin'ny rainy.
|