plt_tn/act/17/32.md

28 lines
1.0 KiB
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampifandraisana ny foto-kevitra
Ity no faran'ny ampahany amin'ilay tantara momba an'i Paoly ao Atena.
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Eto ny teny hoe "izahay" dia manondro ny lehilahy ao Atena. Niresaka mivantana tamin'i Paoly izy ireo saingy tsy tao anatin'ny vondron'izy ireo izy. Angamba izy ireo dia hentitra fotsiny raha toa ka te hihaino an'i Paoly indray ny sasany
# Ary
Ity teny ity dia ampiasaina eto mba hanamarihana ny fisarahana ao amin'ny tantara fototra. Eto i Lioka dia miala amin'ny fampianaran'i Paoly hoa any amin'ny fihetsik'ireo mponin'i Atena.
# ny olon'i Atena
Ireo no vahoaka tonga tao Areopago izay nihaino an'i Paoly.
# naneso an'i Paoly ny sasany
"ny sasany naneso an'i Paoly" na "ny sasany nihomehy an'i Paoly." Tsy nino ireo fa afaka miverina miaina indray ny olona rehefa avy maty.
# i Dionysio Aeropagita
Dionysio dia anaran-dehilahy. Ny Areopagita dia midika fa i Dionysio dia iray amin'ireo mpitsara tao amin'ny filankevitra ao Areopago
# Damary
Izany no anaran'ilay vehivavy.