# Fampifandraisana ny foto-kevitra Ity no faran'ny ampahany amin'ilay tantara momba an'i Paoly ao Atena. # Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Eto ny teny hoe "izahay" dia manondro ny lehilahy ao Atena. Niresaka mivantana tamin'i Paoly izy ireo saingy tsy tao anatin'ny vondron'izy ireo izy. Angamba izy ireo dia hentitra fotsiny raha toa ka te hihaino an'i Paoly indray ny sasany # Ary Ity teny ity dia ampiasaina eto mba hanamarihana ny fisarahana ao amin'ny tantara fototra. Eto i Lioka dia miala amin'ny fampianaran'i Paoly hoa any amin'ny fihetsik'ireo mponin'i Atena. # ny olon'i Atena Ireo no vahoaka tonga tao Areopago izay nihaino an'i Paoly. # naneso an'i Paoly ny sasany "ny sasany naneso an'i Paoly" na "ny sasany nihomehy an'i Paoly." Tsy nino ireo fa afaka miverina miaina indray ny olona rehefa avy maty. # i Dionysio Aeropagita Dionysio dia anaran-dehilahy. Ny Areopagita dia midika fa i Dionysio dia iray amin'ireo mpitsara tao amin'ny filankevitra ao Areopago # Damary Izany no anaran'ilay vehivavy.