plt_tn/act/17/10.md

28 lines
684 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Nankany Beria i Paoly sy i Silasy.
# rahalahy
Ny teny hoe "rahalahy" eto dia manondro ireo mpino lahy sy vavy. DH: "ireo mpino"
# ireo olona ireo dia mihaja kokoa
DH: "misokatra kokoa" na "vonona kokoa hihaino"
# nandray ny teny
Eto ny "teny" dia manambara ny fampianarana. DH: "nihaino ny fampianarana"
# tamim-pahavononan'ny saina rehetra
Ireo Berianina ireo dia vonona ny handinika tsara ny fampianaran'i Paoly momba ny soratra masina.
# nandinika ny Soratra Masina isan'andro
"mamaky sy mamakafaka tsara ny soratra masina isan'andro"
# raha tena izany tokoa ireny zavatra ireny
"raha marina tokoa ireo zavatra nolazain' i Paoly"