16 lines
756 B
Markdown
16 lines
756 B
Markdown
|
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
|
||
|
|
||
|
Ny teny hoe "izy ireo" dia manondro ireo manampahefana tao an-tanàna.
|
||
|
|
||
|
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
|
||
|
|
||
|
Ny teny hoe "izy ireo" dia manondro an'i Jason sy ireo mpino hafa izay nentin'izy ireo nitondra ny manampahefana tao an-tanàna.
|
||
|
|
||
|
# rehefa avy eo ny manam-pahefana nampanao sy nampandoa vola an'i Jasona sy ny ambiny mba ho antoka,
|
||
|
|
||
|
Io vola io dia fampanantenana amin'ny fitondran-tena tsara; vola izay mety ho averina raha toa ka mandeha tsara ny zava-drehetra na mety hampiasaina hanamboarana ny fahasimbana vokatry ny fitondran-tena ratsy. DH: "nahazo fifamatorana" na "nahazo vola"
|
||
|
|
||
|
# ny ambiny
|
||
|
|
||
|
Ny teny hoe "ny ambiny" dia manondro ireo mpino hafa izay nentin'ireo jiosy teo anoloan'ny manampahefana.
|