# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Ny teny hoe "izy ireo" dia manondro ireo manampahefana tao an-tanàna. # Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Ny teny hoe "izy ireo" dia manondro an'i Jason sy ireo mpino hafa izay nentin'izy ireo nitondra ny manampahefana tao an-tanàna. # rehefa avy eo ny manam-pahefana nampanao sy nampandoa vola an'i Jasona sy ny ambiny mba ho antoka, Io vola io dia fampanantenana amin'ny fitondran-tena tsara; vola izay mety ho averina raha toa ka mandeha tsara ny zava-drehetra na mety hampiasaina hanamboarana ny fahasimbana vokatry ny fitondran-tena ratsy. DH: "nahazo fifamatorana" na "nahazo vola" # ny ambiny Ny teny hoe "ny ambiny" dia manondro ireo mpino hafa izay nentin'ireo jiosy teo anoloan'ny manampahefana.