plt_tn/act/15/33.md

24 lines
739 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampifandraisana ny foto-kevitra
Niverina tao Jerosalema Joda sy Silasy raha nijanina tao Antiokia Paoly.
# Rehefa avy nijanona fotoana vitsivitsy tao izy ireo
Izany dia miresaka momban'ny fotoana ho toy ny entam-barotra izay afaka lanina. DH: "Rehefa nijanona fotoana vitsy tao izy ireo"
# nalefa am-piadanana avy amin'ireo rahalahy ho any amin'ireo izay nandefa azy ireo izy ireo
Nalefan'ireo mpirahalahy am-piadanana izy ireo
# am-piadanana avy amin'ireo rahalahy
"amin'ny maha mpinamana avy any Antiokia azy ireo"
# amin'ireo izay nandefa azy ireo izy ireo
"ho an'ireo mpino tao Jerosalema izay naniraka an'i Joda sy Silasy"
# ny tenin'ny Tompo
Eto ny "teny" dia manambara hoe hafatra. DH: "ilay hafatra momban'ny Tompo"