# Fampifandraisana ny foto-kevitra Niverina tao Jerosalema Joda sy Silasy raha nijanina tao Antiokia Paoly. # Rehefa avy nijanona fotoana vitsivitsy tao izy ireo Izany dia miresaka momban'ny fotoana ho toy ny entam-barotra izay afaka lanina. DH: "Rehefa nijanona fotoana vitsy tao izy ireo" # nalefa am-piadanana avy amin'ireo rahalahy ho any amin'ireo izay nandefa azy ireo izy ireo Nalefan'ireo mpirahalahy am-piadanana izy ireo # am-piadanana avy amin'ireo rahalahy "amin'ny maha mpinamana avy any Antiokia azy ireo" # amin'ireo izay nandefa azy ireo izy ireo "ho an'ireo mpino tao Jerosalema izay naniraka an'i Joda sy Silasy" # ny tenin'ny Tompo Eto ny "teny" dia manambara hoe hafatra. DH: "ilay hafatra momban'ny Tompo"