plt_tn/act/13/38.md

32 lines
865 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Eto ny teny "azy" dia manondro an'i Jesosy
# aoka ho fantatrareo izany
"fantaro fa" na "zava-dehibe ny fahafantaranareo"
# ry rahalahy
Nampiasa io fiantsoana io i Paoly satria izy ireo dia namany Jiosy ary mpanaradian'ny Jodaisma. Izy ireo dia tsy mpino Kristianina tamin'io fotoana io. DH: "ry Israelita namako ary ireo namako hafa"
# fa tamin'ny alalan'io lehilahy io no nanambarana taminareo ny famelana ny fahotana
DH: "fa izahay hanambara aminareo fa ny fahotanareo dia voavela amin'ny alalan'i Jesosy Kristy"
# famelana ny fahotana
DH: "Fa Andriamanitra dia hamela ny otanareo"
# Amin'ny alalany ny olona tsirairay izay mino
"ireo rehetra izay mino Azy"
# Amin'ny alalany ny olona tsirairay izay mino dia voamarina
DH: "I Jesosy dia hanamarina izay rehetra mino"
# ny zavatra rehetra
"ny fahotana rehetra"