# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Eto ny teny "azy" dia manondro an'i Jesosy # aoka ho fantatrareo izany "fantaro fa" na "zava-dehibe ny fahafantaranareo" # ry rahalahy Nampiasa io fiantsoana io i Paoly satria izy ireo dia namany Jiosy ary mpanaradian'ny Jodaisma. Izy ireo dia tsy mpino Kristianina tamin'io fotoana io. DH: "ry Israelita namako ary ireo namako hafa" # fa tamin'ny alalan'io lehilahy io no nanambarana taminareo ny famelana ny fahotana DH: "fa izahay hanambara aminareo fa ny fahotanareo dia voavela amin'ny alalan'i Jesosy Kristy" # famelana ny fahotana DH: "Fa Andriamanitra dia hamela ny otanareo" # Amin'ny alalany ny olona tsirairay izay mino "ireo rehetra izay mino Azy" # Amin'ny alalany ny olona tsirairay izay mino dia voamarina DH: "I Jesosy dia hanamarina izay rehetra mino" # ny zavatra rehetra "ny fahotana rehetra"