plt_tn/act/07/31.md

16 lines
636 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# talanjona izy
Taitra i Mosesy fa tsy nirehitra ilay lobolobo tao anatin'ilay afo. DH: "satria ilay lobolobo dia tsy nirehitra"
# rehefa nanatona izy ka nijery ilay izy, indro avy any nisy feon'ny Tompo niteny hoe: 32''Izaho no Andriamanitr'ireo razanao, Andriamanitr'Abrahama, sy Isaka, ary Jakoba.'' Nangovitra i Mosesy ary tsy sahy nijery
Io dia mety midika fa nanatona ilay lobolobo i Mosesy mba hijery fa nihemotra kosa noho ny tahotra rehefa avy nandre ilay feo.
# Izaho no Andriamanitr'ireo razanao
"Izaho no Andriamanitra izay nivavahan'ireo razambe anao"
# Nangovitra i Mosesy
DH: "Nangovitra noho ny tahotra i Mosesy"