# talanjona izy Taitra i Mosesy fa tsy nirehitra ilay lobolobo tao anatin'ilay afo. DH: "satria ilay lobolobo dia tsy nirehitra" # rehefa nanatona izy ka nijery ilay izy, indro avy any nisy feon'ny Tompo niteny hoe: 32''Izaho no Andriamanitr'ireo razanao, Andriamanitr'Abrahama, sy Isaka, ary Jakoba.'' Nangovitra i Mosesy ary tsy sahy nijery Io dia mety midika fa nanatona ilay lobolobo i Mosesy mba hijery fa nihemotra kosa noho ny tahotra rehefa avy nandre ilay feo. # Izaho no Andriamanitr'ireo razanao "Izaho no Andriamanitra izay nivavahan'ireo razambe anao" # Nangovitra i Mosesy DH: "Nangovitra noho ny tahotra i Mosesy"