20 lines
1.0 KiB
Markdown
20 lines
1.0 KiB
Markdown
|
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
|
||
|
|
||
|
Ny teny hoe: "izy ireo" dia manambara ireo Apostoly.
|
||
|
|
||
|
# ao amin'ny tempoly ary mitenena amin'ny olona ireo teny rehetran'ity fiainana ity." 21Rehefa nandre izany izy ireo, dia niditra tao amin'ny tempoly
|
||
|
|
||
|
Izy ireo dia tsy niditra tao anatin'ny tempoly izay natokana hoan'ireo mpisorona ihany. DH: "Izy dia niditra ... ny faritrin'ny tempoly" na "izy dia niditra ... tao an-tokontanin'ny tempoly"
|
||
|
|
||
|
# ireo teny rehetran'ity fiainana ity
|
||
|
|
||
|
Io dia andininy amin'ny hafatrin'ny filazantsara izay efa nambaran'ireo Apostoly. Ireo mety ho dikany: 1) "ireo hafatrin'ny fiainana mandrakizay rehetra" na 2) "Ny hafatra manontolo amin'ny fomba fiainana vaovao"
|
||
|
|
||
|
# raha vao maraina ny andro
|
||
|
|
||
|
"raha vao nahazava ny andro." Na dia nentin'ireo anjely nivoka ny trano maizina aza izy ireo nandritrin'ny alina dia niposaka ny masoandro vao tonga teo an-tokotanin'ny tempoly ireo Apostoly.
|
||
|
|
||
|
# nalefa tany am-ponja mba hamoaka ireo apostoly
|
||
|
|
||
|
Izany dia midika fa nisy olona nandeha nakany am-ponja. DH: "nandefa olona tany am-ponja mba haka ireo Apostoly"
|