plt_tn/2ti/04/14.md

36 lines
904 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Aleksandro
Anarana lehilahy iray io.
# Izany dia anarana lehilahy iray.
"izay miasa manefy vy"
# nanisy asa ratsy maro tamiko
Ataon'i Paoly toy ny hoe haharihary ny fanaovana asa ratsy. DH: "nanao zavatra ratsy maro tamiko"
# Ny Tompo dia hamaly azy araka ireo asany
"hanasazy azy ny Tompo nohon'ny zavatra nataony"
# azy
Manondro an'i Aleksandro io.
# manohitra mafy ireo teninay
Eto "ireo teny" dia entina ilazana ny hafatra na fampianarana. DH: "manohitra ny hafatra izay ampianarinay"
# Tamin'ny fiarovan-tenako voalohany
"Rehefa niseho voalohany tany amin'ny fitsarana aho ary nanazava ireo asako"
# sy nisy nanohana ahy
"tsy nisy olona nijanona niaraka tamiko ary nanampy ahy"
# Aoka mba tsy ho voaheloka amin'izany izy ireo
Azo adika hoe DH: "Tsy ho isain'Andriamanitra ho helony anie izany" na "mivavaka aho mba tsy hanasazian'Andriamanitra ireo mpino nohon'ny fialana tamiko"