# Aleksandro Anarana lehilahy iray io. # Izany dia anarana lehilahy iray. "izay miasa manefy vy" # nanisy asa ratsy maro tamiko Ataon'i Paoly toy ny hoe haharihary ny fanaovana asa ratsy. DH: "nanao zavatra ratsy maro tamiko" # Ny Tompo dia hamaly azy araka ireo asany "hanasazy azy ny Tompo nohon'ny zavatra nataony" # azy Manondro an'i Aleksandro io. # manohitra mafy ireo teninay Eto "ireo teny" dia entina ilazana ny hafatra na fampianarana. DH: "manohitra ny hafatra izay ampianarinay" # Tamin'ny fiarovan-tenako voalohany "Rehefa niseho voalohany tany amin'ny fitsarana aho ary nanazava ireo asako" # sy nisy nanohana ahy "tsy nisy olona nijanona niaraka tamiko ary nanampy ahy" # Aoka mba tsy ho voaheloka amin'izany izy ireo Azo adika hoe DH: "Tsy ho isain'Andriamanitra ho helony anie izany" na "mivavaka aho mba tsy hanasazian'Andriamanitra ireo mpino nohon'ny fialana tamiko"