32 lines
1.4 KiB
Markdown
32 lines
1.4 KiB
Markdown
|
# Fampahafantarana amin'ny anakapobeny
|
||
|
|
||
|
Ny teny hoe "izy ireo" dia maneho ireo "mampianatra" na "ireo olona ao amin'ny fiangonana"
|
||
|
|
||
|
# eo anatrehan'Andriamanitra
|
||
|
|
||
|
Paoly dia miresaka momban'ny fahafantaran'Andriamanitra an'i Paoly toy ny hoe eo anatrehan'Andriamanitra izy. Izany dia midika fa Andriamanitra dia ho vavolombelon'i Timoty. DH: "eo anatrehan'Andriamanitra" na "miaraka amin'Andriamanitra ho vavolombelonao"
|
||
|
|
||
|
# mba tsy hifamaly momba ireo teny
|
||
|
|
||
|
"mba tsy hifamaly amin'ny dikan'ny teny" na "mba tsy hifamaly momban'ireo zavatra adala lazain'ny olona"
|
||
|
|
||
|
# Noho io dia tsy misy zavatra ilaina
|
||
|
|
||
|
"tsy manome tombontsoa an'iza na iza izany"
|
||
|
|
||
|
# Noho io dia misy fahasimbana ho an'ireo izay mihaino
|
||
|
|
||
|
Ny sary dia firodanan'ny trano iray. Ireo izay maheno ny fifamaliana dia mitsahatra ny manaja ny hafatra Kristiana. Rava ny finoan'izy ireo. DH: " Ity dia manimba ny finonan'ireo izay mihaino ihany"
|
||
|
|
||
|
# mba hanoloranao tena ho an'Andriamanitra tahaka ilay ankatoavina, mpiasa izay tsy manana antony hahamenarana
|
||
|
|
||
|
"mba hanolorana ny tenanao ho an'Andriamanitra tahaka ny olona izay noporofoina ho mendrika sy tsy misy antony mahamenatra.
|
||
|
|
||
|
# tahaka ilay ankatoavina, mpiasa
|
||
|
|
||
|
"toy ny mpiasa lahy" na "toy ny mpiasa." Paoly dia mampiseho ny hevitr'i Timoty tsara amin'ny fanazavana ny tenin'Andriamanitra toy ny hoe mpiasa mahay izy.
|
||
|
|
||
|
# mampianatra ny tenin'ny fahamarinana amin'ny tokony ho izy
|
||
|
|
||
|
Eto ny hoe "teny" dia midika hoe hafatra. DH: "manazava tsara ny hafatra marina"
|