16 lines
612 B
Markdown
16 lines
612 B
Markdown
|
# nivoaka
|
||
|
|
||
|
Eto ny hoe "nivoaka" dia afaka adika hoe "nandeha".
|
||
|
|
||
|
# Endrey ny voninahitry ny mpanjakan'Israely ankehitriny
|
||
|
|
||
|
Io dia fehezanteny maneso. Ny tian'i Mikala ambara ny dia mifanohitra amin'izay nolazainy, ary tsy nino izy fa hanao fihetsika manome voninahitra i Davida. Miteny tsy am-panajana an'i Davida Mpanjaka momba ny akanjo nentiny nandihy sy ny fitondran-tenany i Mikala.
|
||
|
|
||
|
# teo imason'ireo andevo vavy
|
||
|
|
||
|
Eto ny hoe "mason'ireo andevo vavy" dia manondro ireo andevo vavy". DH: "teo anatrehan'ireo andevo vavy"
|
||
|
|
||
|
# mpiteny ratsy
|
||
|
|
||
|
Ampitahain'i Mikala amin'ny lehilahy mpiteny ratsy sy adala i Davida.
|