plt_tn/2ki/20/06.md

20 lines
525 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Mitohy ny hafatr'i Yaveh ho an'i Hezekia Mpanjaka amin'ny alalan'i Isaia mpaminany.
# dimy ambin'ny folo taona
"15 taona"
# amin'ny tanan'ny mpanjakan'i Asyria
"Tanana" dia sarinteny ilazana ny hery, fahefana ary ny fifehazana. DH: "amin'ny fifehezan'ny mpanjakan'i Asyria"
# fehezan'aviavy
"feta natao tamin'ny aviavy nampangotrahina" (UDB)
# nanao izany izy ireo ary napetrany tamin'ny vai-ny izany
"Nanao izany i Hezekia mpanompo ary nametraka ny feta teo amin'ilay feriny"