# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Mitohy ny hafatr'i Yaveh ho an'i Hezekia Mpanjaka amin'ny alalan'i Isaia mpaminany. # dimy ambin'ny folo taona "15 taona" # amin'ny tanan'ny mpanjakan'i Asyria "Tanana" dia sarinteny ilazana ny hery, fahefana ary ny fifehazana. DH: "amin'ny fifehezan'ny mpanjakan'i Asyria" # fehezan'aviavy "feta natao tamin'ny aviavy nampangotrahina" (UDB) # nanao izany izy ireo ary napetrany tamin'ny vai-ny izany "Nanao izany i Hezekia mpanompo ary nametraka ny feta teo amin'ilay feriny"