plt_tn/2ki/17/19.md

20 lines
745 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Ahitana ny fomba nahalavo an'i Joda tamin'ny fanompan-tsampy ihany koa ny famintinana ny fitsaran'i Yaveh ny Israely"
# Joda
Ny anaran-tanàna hoe "Joda" dia sarinteny ilazana ny vahoaka izay monina ao. DH: "ny vahoakan'i Joda"
# nampahoriany izy ireo
"Nofaizin'i Yaveh ireo Israelita"
# natolony teny an-tanan'ireo izay mpambabo ny fananan'izy ireo
Ny hoe "tanana" dia sarinteny ilazana ny fifehezana, hery na fahefana. DH: "nomeny ireo izay nandroba ny fanan'izy ireo"
# mandra-pitsonik'izy ireo tsy ho eo imasony
Ny hoe "eo imasony" dia sarinteny ilazana ny hoe "fifantohana" na "fiahiana." DH: "Nesoriny avokoa izy ireo" (UDB) na "mandra-paha-tsy teo azy ireo teo amin'ny fanatrehany intsony"