# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Ahitana ny fomba nahalavo an'i Joda tamin'ny fanompan-tsampy ihany koa ny famintinana ny fitsaran'i Yaveh ny Israely" # Joda Ny anaran-tanĂ na hoe "Joda" dia sarinteny ilazana ny vahoaka izay monina ao. DH: "ny vahoakan'i Joda" # nampahoriany izy ireo "Nofaizin'i Yaveh ireo Israelita" # natolony teny an-tanan'ireo izay mpambabo ny fananan'izy ireo Ny hoe "tanana" dia sarinteny ilazana ny fifehezana, hery na fahefana. DH: "nomeny ireo izay nandroba ny fanan'izy ireo" # mandra-pitsonik'izy ireo tsy ho eo imasony Ny hoe "eo imasony" dia sarinteny ilazana ny hoe "fifantohana" na "fiahiana." DH: "Nesoriny avokoa izy ireo" (UDB) na "mandra-paha-tsy teo azy ireo teo amin'ny fanatrehany intsony"