plt_tn/2ki/15/04.md

20 lines
774 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# tsy mba nalàna ireo toerana avo
Azo adika amin'ny endrika hafa izany. DH: "tsy nisy nanala ireo toerana ao" na "Tsy nanana olona hanal ireo toerana ao i Azaria"
# tsy mba nalàna
Ny hoe "nalàna" eto dia midika hoe "noravana." DH: "tsy mba noravana"
# hatramin'ny andro nahafatesany
"mandra-pahafatiny"
# Jotama, zanaka lahin'ny mpanjaka, no lohan'ny ankohonana
Ny teny hoe "ankohonana" eto dia ilazana ireo olona mipetraka ao amin'ny lapan'ny mpanjaka. Satria boka i Azaria, dia tsy maintsy natokana trano izy. Koa ny zanany lahy, Jotama, no nitantana ny lapa.
# lohan'ny ankohonana
Ny hoe "anisan'ny ankohonana" dia midika fa manana fahefana amin'izay ao amin'izany ankohonana izany. DH: "nisahana ny ankhonana" na "nanana fahefana teo amin'ny lapan'i Azaria"