# tsy mba nalàna ireo toerana avo Azo adika amin'ny endrika hafa izany. DH: "tsy nisy nanala ireo toerana ao" na "Tsy nanana olona hanal ireo toerana ao i Azaria" # tsy mba nalàna Ny hoe "nalàna" eto dia midika hoe "noravana." DH: "tsy mba noravana" # hatramin'ny andro nahafatesany "mandra-pahafatiny" # Jotama, zanaka lahin'ny mpanjaka, no lohan'ny ankohonana Ny teny hoe "ankohonana" eto dia ilazana ireo olona mipetraka ao amin'ny lapan'ny mpanjaka. Satria boka i Azaria, dia tsy maintsy natokana trano izy. Koa ny zanany lahy, Jotama, no nitantana ny lapa. # lohan'ny ankohonana Ny hoe "anisan'ny ankohonana" dia midika fa manana fahefana amin'izay ao amin'izany ankohonana izany. DH: "nisahana ny ankhonana" na "nanana fahefana teo amin'ny lapan'i Azaria"