plt_tn/2ki/14/23.md

32 lines
1.0 KiB
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Izao dia manoritsoritra izay nataon'i Ozia rehefa lasa mpanjaka izy.
# Tamin'ny fahadimy ambin'ny folo taona naha-mpanjaka an'i Amazia
'Tamin'ny 15 taona naha-mpanjaka an'i Amazia"
# efapolo taona
"40 taona"
# ratsy teo imason'i Yaveh
Eto ny hoe "imason'i" dia sarinteny ilazana ny fomba fitsarana na fiheveran'ny olona iray. DH: "ratsy araka ny fihevitr'i Yaveh" na "izay noheverin'i Yaveh fa ratsy"
# Tsy niala tamin'ireo fahotana nataon'i Jeroboama zanaka lahin'i Nebata izy
Ny hoe "mijanona" amin'ny fahotana dia resahina toy ny hoe mandao lalana iray. Azo adika amin'ny endrika hafa izany. DH: "Tsy nijanona nanota tahakan'i Jeroboama izy" na "Nanohy ny fahotan'i Jeroboama izy"
# Namerina ny sisin-tanin'Israely
Izany dia midika fa namerina ny tany hatrany amin'ny sisin-tany ireo tafiny. DH: "Naka indray ireo faritany izay an'Israely teo aloha ireo miaramilany"
# Lebo Hamata
Nantsoina ihany koa hoe Hamata izany tanàna izany.
# ny Ranomasin'ny Arabà
"ny Ranomasina Maty" (UDB)