plt_tn/2ki/12/04.md

8 lines
409 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Ny vola rehetra izay nentina ho fanatitra masina tao an-tranon'i Yaveh
Ny vola izay nomen'ny vahoaka mba hanohanana ny tempoly no tiana ambara amin'izany. Mizara telo izany vola izany ary voasoritsoritra ao amin'ny fehezanteny manaraka.
# ny vola nentin'ny olona tamin'ny fandrisihan'i Yaveh tao am-pon'izy ireo mba hanome
Ny vola izay nomen'ny vahoaka mamaimpoana an'i Yaveh no tiana ambara amin'izany.