# Ny vola rehetra izay nentina ho fanatitra masina tao an-tranon'i Yaveh Ny vola izay nomen'ny vahoaka mba hanohanana ny tempoly no tiana ambara amin'izany. Mizara telo izany vola izany ary voasoritsoritra ao amin'ny fehezanteny manaraka. # ny vola nentin'ny olona tamin'ny fandrisihan'i Yaveh tao am-pon'izy ireo mba hanome Ny vola izay nomen'ny vahoaka mamaimpoana an'i Yaveh no tiana ambara amin'izany.