plt_tn/2ki/09/21.md

20 lines
681 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# ny kalesiny avy
"samy nitaingina ny kalesiny ny tsirairay" (UDB)
# Hitan'izy ireo tao ... izy
"Rehefa nahatratra an'i Jeho izy ireo, dia tao ... izy"
# Nabota
Anaran-dehilahy izany.
# Jezirelita
Izany no ilazana ny olona avy ao Jezirela.
# Inona no fihavanana eo, raha mbola maro be koa ny fanompoan-tsampy amin'ny asa fivarotan-tena sy ny ody ratsin'i Jezebela reninao?
Nampiasa izany fanontaniana fampisainana izany i Jeho mba hilazany fa tsy tonga hiavana izy ireo. Azo adika amin'ny endrika hafa izany. DH: "Tsy hisy fiavanana izany raha mbola mampihatra sy mampiroborobo fatratra ny fanompoan-tsampy amin'ny endrika fijangajangana sy ody ratsy i Jezebela reninao."