plt_tn/2co/08/10.md

20 lines
676 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Amin'izany resaka izany
Izany dia milaza ny fanangonan'izy ireo ny vola izay omena ireo mpino any Jerosalema. DH: "momba ny fanangonana"
# toy ny nisian'ny zotom-po sy ny faniriana hanao izany
Izany dia afaka lazaina amin'ny fehezanteny misy matoanteny. DH: "nafana fo ianareo ary naniry ny hanao izany"
# hanatanterka izany koa ianareo
"hahafeno iany" na "hamita izany"
# zavatra tsara sy azo ekena
Eto ireo teny hoe " tsara" na "azo ekena" dia mitovitoy hevitra ary manamafy ny fahatsaran'ilay zavatra. DH: "zavatra tena tsara"
# Tsy maintsy mifototra amin'izay hananan'ny olona iray izany
"Ny fanomezana dia tsy maintsy mifototra amin'izay hanan'ny olona iray"