plt_tn/2ch/04/17.md

12 lines
270 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Zaretana
anaran-tanàna.
# nanamboaran'i Solomona ireo fanaka
Tsy i Solomona tenany manokana no manamboatra ireo fanaka, fa nibaiko azy ireo izy mba hahavita izany.
# tsy afaka nofantarina tokoa ny lanjan'ny varahina.
D.H: "ny habetsak'ireo varahina dia maro be"