28 lines
1.1 KiB
Markdown
28 lines
1.1 KiB
Markdown
|
# Fa ho an'ireo mpitondratena mbola tanora kosa, dia aza manaiky ny hanoratra azy ireo ao anaty lisitra
|
||
|
|
||
|
"Fa tsy tafiditra tao amin'ny lisitra ireo mpitondratena tanora." Ny lisitra dia misy ny mpitondratena 60 taona ary mihoatra izay ho ampian'ireo vondron'ny Kristiana.
|
||
|
|
||
|
# Fa rehefa milavo-lefona amin'ny filan'ny nofo hanohitra an'i Kristy izy ireo, dia te hanambady
|
||
|
|
||
|
"Satria rehefa te hanatanteraka ny faniriany ara-nofo izy ireo ary hanambady, dia manohitra ny fampanantenany mba hanompo an'i Kristy toy ny mpitondratena izy ireo"
|
||
|
|
||
|
# namadika ny fanolaran-tenany voalohany
|
||
|
|
||
|
"Tsy mitazona ny fanoloran-tena izay nataony teo aloha" na "tsy manao izay nampanantenain'izy ireo taloha"
|
||
|
|
||
|
# ny fanolaran-tenany
|
||
|
|
||
|
Ny fanoloran-tenan'ireo mpitondratena dia ny fanekena hanompo ny fiaraha-monin'ireo Kristianina mandritra ny andro sisa iainan'izy ireo raha mamaly ny filàn'ireo mpitondratena ny fiaraha-monina.
|
||
|
|
||
|
# Ka dia lasa zatra malaina koa izy ireo
|
||
|
|
||
|
"manana fahazarana amin'ny tsy fanaovana na inona na inona"
|
||
|
|
||
|
# mpifosa
|
||
|
|
||
|
Ireo dia olona miresaka momba ny fiainana manokan'ny olona iray.
|
||
|
|
||
|
# mpila ady
|
||
|
|
||
|
Izy ireo dia olona izay miditra amin'ny fiainan'ny olona hafa.
|