16 lines
733 B
Markdown
16 lines
733 B
Markdown
|
# Fa masina, sy marina, ary tsy manan-tsiny
|
||
|
|
||
|
Paoly dia nampiasa teny telo hamaritana ny fitondran-tena tsaran'izy ireo amin'ireo mpino Tesaloniana.
|
||
|
|
||
|
# Toy ny ataon'ny ray amin'ny zanany naterany,
|
||
|
|
||
|
Paoly dia nampitaha ny fampaherezany ny Tesaloniana tamin'ny ray izay mampianatra ny zanany ny fomba tokony hitondran-tena.
|
||
|
|
||
|
# Niangavy sy nankahery ary nandrisika anareo izahay
|
||
|
|
||
|
Ny teny hoe: "miangavy," "mampahery," ary "mandrisika" dia hampiasaina miaraka mba hanehoana ny fampaherezan'ny vondron'i Paoly ny Tesaloniana. DH: "izahay dia mampahery mafy anareo."
|
||
|
|
||
|
# Ho ao amin'ny fanjakany sy ny voninahiny manokana
|
||
|
|
||
|
Ny teny hoe: "voninahitra" dia mamaritra ny teny hoe: "fanjakana." DH: "ao amin'ny fanjakany be voninahitra manokana."
|