plt_tn/1th/01/01.md

16 lines
614 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Paoly dia namaritra ny tenany ho mpanoratra ny taratasy ary niarahaba ireo fiangonana tany Tesalonika.
# Paoly, Silasy, ary Timoty ho an'ny fiangonana
Ny UDB dia manazava tsara fa i Paoly no nanoratra ity taratasy ity.
# Ho aminareo anie ny fahasoavana sy fiadanana
Ny teny hoe: "fahasoavana" sy "fiadanana" dia entina ilazana ny olona izay maneho hatsaram-panahy sy mampiseho filaminana amin'olona. DH: "Andriamanitra anie ho tsara fanahy aminao ary hanome fiadanana ho anao."
# Ho aminareo anie ny fiadanana
Ny teny hoe: "nareo" dia manondro ireo mpino Tesaloniana.