plt_tn/1sa/20/35.md

12 lines
515 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# sy ny zatovolahy niaraka taminy
Eto ny hoe "taminy" dia manondro an'i Jonatana.
# notifiriny zana-tsipìka tao aoriany
"Nitifitra zana-tsipìka tao aorian'ilay tovolahy i Jonatana"
# Moa tsy ao aorianao ve ny zana-tsipìka?
Ampiasain'i Jonatana io fanontaniana io mba ilazana fa lavitra an'ilay tovolahy ilay zana-tsipìka. Io fanontaniana fampisainana io dia azo adika amin'ny endrika fanambarana tsotra. DH: "Tokony ho fantatrao fa aorianao ilay zana-tsipìka" na "Aoriana lavitra anao ilay zana-tsipìka"