plt_tn/1sa/18/23.md

4 lines
348 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Zavatra kely ho anao ve ny ho vinanton'ny mpanjaka, satria olona mahantra aho, ary atao tsinontsinona?
Mametraka an'io fanontaniana fampisainana io i Davida mba hanindriana fa tsy mendrika ny ho vinanto lahin'ny mpanjaka izy. DH: "Raharaha be izay ho vinanto lahin'ny mpanjaka izany, ary mahantra loatra aho sady tsy manan-danja ho amin'izany."