# Zavatra kely ho anao ve ny ho vinanton'ny mpanjaka, satria olona mahantra aho, ary atao tsinontsinona? Mametraka an'io fanontaniana fampisainana io i Davida mba hanindriana fa tsy mendrika ny ho vinanto lahin'ny mpanjaka izy. DH: "Raharaha be izay ho vinanto lahin'ny mpanjaka izany, ary mahantra loatra aho sady tsy manan-danja ho amin'izany."